Entrée indrakindrafana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Hendra trendratra tsy mahapetraka eo am-piandrasana zavatra mahafinaritra na atahorana mamp anahinahy: Indrakindrafana erỳ ny ankizy fa rahampitso izahay no handeha ho any Mahajanga
¶ Taitaitra, adaladala: Olona indrakindrafana iny, ka aza atao mahagaga anao ny fihetsiny [Rajemisa 1985]
 taitaitra, hendratrendratra fa toa mahatsiaro ao anaty ao foa toa hisy zavatra hitranjga [Rabemolaly: Fary]
Définition anglaise having an impression in one's mind. See kafana. [Richardson 1885]
Exemples 
1Nivaloharika sady tsy nahateny Zaka, indrakindrafana toa very ambiroa, nijery ahy sy nandinika ilay tovovavy, dia nitsiky nony ela! [Andriamalala: Zazavavindrano]
2Teo am-pitsinjovana anefa dia ny masony ihany no mifantoka any fa ny sainy sy ny fony dia toa mamolivoly sy indrakindrafana be hafahafa. [Rapatsalahy: Kintana]
Citations 

Mis à jour le 2020/01/25