Entrée irahina (iraka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Alefa hitondra iraka na hanao asa iray: Ikoto no nirahina ho any amin-dry dadatoa ~ Iza no nirahina haka Dokotera?
Tendrena, omena fahefana: Nirahin' ny fanjakana atỳ amintsika izy [1.1]
Explications en anglais To be sent as a messenger [1.2]
 To be sent [1.7]
Explications en français Qu'on envoie [1.3, 1.8]
Exemples 
1Tsy andriny ianao ka nirahiny aho [2.895]
2Ary ankehitriny handeha hirahiko ho any Ejipta hianao [2.996]
3Tamin' izay dia nirahin-dRamboasalama izy [2.508]
4Ary raha irahin' ny Manjaka dia mandeha ihany [2.366]
5Mpivarotra aloha no nirahina tamin' ny voalohany [2.366]
Morphologie 
Présent : irahina, irahiko, irahinao, irahiny, irahintsika, irahinay, irahinareo, irahin', irahin-, irahim-, irahi-
Passé : nirahina, nirahiko, nirahinao, nirahiny, nirahintsika, nirahinay, nirahinareo, nirahin', nirahin-, nirahim-, nirahi-
Futur : hirahina, hirahiko, hirahinao, hirahiny, hirahintsika, hirahinay, hirahinareo, hirahin', hirahin-, hirahim-, hirahi-
Impératif : iraho
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20