Entrée ireroa (iroa)
Partie du discours pronom [liste complète]
Explications en malgache Enti-manondro zavatra na olona maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny an' ny fototeny niaviany "iroa": Hitanao ireroa hazo anankiroa amoron-drano ireroa [1.1]
Explications en anglais Those far away (in sight) plur. of iroa [1.7]
Explications en français Ceux-là, bien loin (visibles), plur. de iroa [1.8]
Exemples 
1Ry mpiandry gisa ireroa! [2.69]
2Ireroa mpitondra sarety roa lahy miato amoron-dalana ireroa sisa tsy namono ny afony. [1.281]
Dérivés 
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2023/01/21