|
|
|
|

Entrée1  iroa
Partie du discours  2  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  3 Enti-manondro lavidavitra kely: Andeha mipetraka ambanin' iroa hazo iroa ~ Omeo azy iroa [1.1]
Explications en anglais  4 that one far away (in sight) [1.7]
Explications en français  5 Ce, celui-là, celle-là ; voilà: Iroa mihantona iroa ny satrokao (Voilà votre chapeau qui est suspendu) [1.3]
6 celui-là, au loin (visible) [1.8]
Exemples  7  Nangina iroa jiolahy. [2.895#196]
8  Iza iroa andrefan-trano? [2.131]
9  tapaho koa iroa hazo ngezabe [2.69#83]
10  Hitako avy eto, Ambohimanatrika iroa. [2.245#184]
Dérivés 
Pronoms :
Synonymes  20 iroakatra, iroana, irokatra, irokitra, irony
Tous les mots composés  21  3 combinaisons de ce mot
Tableaux et planches  22  label='pns' run='pronouns?w=iroa' />Nangina iroa jiolahy.Iza iroa andrefan-trano?tapaho koa iroa hazo ngezabeHitako avy eto, Ambohimanatrika iroa.

Anagrammes  23 aory, 24 ario, 25 aroy, iroa, 26 Oria, oria, 27 roay

Mis à jour le 2026/02/26