Entrée iritra
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' iritra [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Autres orthographes  

Mis à jour le 2012/12/26