Entrée irotra
Partie du discours nom
Définition française espèce de soie indigène teinte en noir [Abinal 1888]
Vocabulaire 

Entrée irotra
Partie du discours nom
Définition malgache Fanaovana an-tsitrika ao anaty rano; fandevenana amin' ny fasana vonjy maika eo akaikin' ny fasana lehibe: Mandevina amin' ny fasana an' irotra
Dérivations 
Synonymes iritra

2012/06/28