is   
misy
Teny enti-milaza ny fijoroan' ny maha-izy ny zavatra iray: Misy Andriamanitra ~ Misy ny tody [Rajemisa 1985]
Teny ilazana ny maha-eo ny olona na zavatra iray na maro: Misy (olona) mitady anao ao an-tokotany [Rajemisa 1985]
Ary, teraka, velona: Tsy mbola nisy akory ianao tamin' izany fa aza miteny [Rajemisa 1985]
Tonga: Misia telo lahy hanampy ahy rahampitso [Rajemisa 1985]
there is, there are [Hallanger 1973]