Entrée to
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara, Taisaka, Tanosy] marina [Rakotosaona 1972]
   Marina, mifanaraka amin' ny rariny sy ny hitsiny: Teny to
¶ Tanteraka: To ny faniriany fa afa-panadinana ny zanany ary nisondro-boninahitra izy [Rajemisa 1985]
   marina, voamarina, ekena [SLP: Voambolana]
Définition française   vérifié, vrai [SLP: Voambolana]
Dérivations  
Mots composés, titres, noms  
Citations  

Entrée to
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Tanosy] fahamarinana [Rakotosaona 1972]
Dérivations  

Entrée to
Partie du discours   Non spécifié
Définition malgache   Teny hita amin' ilay fitenenana hoe to fo, izay azo heveritra, araka ny filazan-dRamino, fa avy amin' ny hoe "tono fo", ka ny heviny dia: mafy fo ka tsy azo ahodina amin' izay nahatezitra azy, mikiribiby amin' ny heviny ary tsy mety hihavana na hifampiraharaha [Rajemisa 1985]

Entrée to
Partie du discours   nom
Définition malgache   teny anti-miantso ny alika [Rajemisa 1985]
Synonymes   toa

Entrée
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Sihanaka] ity [Rakotosaona 1972]
Synonymes   taô

Entrée to~
Partie du discours   préfixe [Mots avec to~]
Définition malgache   Tovona fanaovana fototeny faharoa mampitombo ny hevitry ny fototeny voalohany: Tohika (hika), toletsy (letsy) [Rajemisa 1985]

Entrée to
Partie du discours   préposition [liste]
Définition anglaise   mankany, ho any; ho an'...; eo amin'... [Hallanger 1969]
Mots composés, titres, noms  

Entrée to
Partie du discours   Non spécifié
Définition anglaise   ampiasaina miaraka amin' ny verba hamoronana ny infinitive (ohatra: to go, to work) [Hallanger 1969]

Mis à jour le 2017/06/30