|
|
|
|

Entrée (1/3)1  isy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Ny fisiana (fampiasa taloha amin' ny fehezanteny toy ny hoe: Tsy isy rano ao an-tsinibe; tsy isy hijanona; izay novana taty aoriana ka natao hoe tsy misy: Tsy misy rano ao an-tsinibe, tsy misy mijanona). [1.1]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Analogues  21  kapokairay, 22  katrokairay, 23  lasitrairay, 24  navelatao, 25  tsymisyfankaiza, 26  tsymisyivoasana

Entrée (2/3)27  isy
Partie du discours  28  interjection [Liste complète]
Explications en malgache  29 Tsia, tsy... velively (teny atao noho ny fahasosorana ary matetika no miaraka amin' ny fikifihana sy fandavana):
30 Isy! ahoana no hampidirako an' iny olona tsy valahara iny an-trano [1.1]
Explications en anglais  31 alas! no! [1.7]
Explications en français  32 hélas! non! [1.8]

Entrée (3/3)33  isy
Partie du discours  34  nom
Explications en malgache  35 nofo (hena, voankazo): Ny ampalibe laha be isy ijay (mamy ny ampaly raha izy be voany izay) [Tanala] [1.78]
36 nofo [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  37 hisy

Mis à jour le 2025/11/13