Entrée itsy
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro zavatra na toerana akaiky somary an-tsisintsisiny: Ovay toerana itsy sary itsy / Omeo ahy itsy, ry Ikoto [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise that, not very close (in sight) [Hallanger 1973]
Traduction française celui-là, pas bien loin (visible) [Hallanger 1974]
Tableaux et planches tous les pronoms

Entrée itsy
Partie du discours adjectif
Définition malgache (ialohan' ny "aoka" mandrakariva) entina mandrara tsy hanao zavatra, omban' ny sisi-kevitra manao hoe "raha manao dia mahita faisane": Aoka itsỳ fa sao mahita angano eo ianao [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31