|
|
|
|

Entrée1  iretsy
Radical  2 itsy
Partie du discours  3  pronom [Liste complète]
Explications en malgache  4 Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy [1.1]
Explications en anglais  5 those (in sight), plur. of itsy [1.7]
Explications en français  6 ceux-là (visibles), plur. de itsy [1.8]
Exemples  7  Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa. [2.472#194]
8  Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [2.298#51]
9  Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [1.281]
Tableaux et planches  10  label='pns' run='pronouns?w=iretsy' />Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa.Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy.Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa.

Anagrammes  11 eritsy, iretsy

Mis à jour le 2026/02/26