|
|
|
|

Entrée1  izaitratra
Mots élémentaires  2  izay, 3  tratra
Partie du discours  4  adjectif
Explications en malgache  5  Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1]
Exemples  6  Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471#]
Autres orthographes  7  izaytratra

Anagrammes  8 izaitratra, 9 izay tratra

Mis à jour le 2025/09/12