| Entrée | 1 izaitsizy |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Fatratra, be dia be na mafy dia mafy: Nihoraka izaitsizy ny vorona vahiny (J.N.)
4 Tokoa tokoa, indrindra indrindra, mihoatra noho izy, noho ny antonony: Nihinana izaitsizy Ikoto androany ka tsy mahagaga raha tsy mahalevon-kanina ny adala [1.1] |
| Explications en anglais |
5 exceedingly, excessively
[1.7] |
| Explications en français |
6 excessivement
[1.8] |
| Autres orthographes | 7 izay tsy izy |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|