|
|
|
|

Entrée1  izao tontolo izao
Mots élémentaires  2 tontolo, 3 izao
Partie du discours  4  locution
Explications en malgache  5 ny teny hoe "izao tontolo izao" dia mazàna no ilazana ny tany sy izay rehetra
6 eo aminy; nefa indraidray dia enti-milaza koa ny tany sy izay rehetra eo amin' ny habakabaka [1.38#428]
7 ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1]
Explications en français  8 le monde entier [3.1]
Exemples  9  Izany no lazaina eran' izao tontolo izao [1.369]
10  Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245#123]
11  Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332#46]
Article  12 Randzavola: izao tontolo izao ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/11/17