Entrée tontolo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo
Rehetra tsy misy avaka: Midera an' Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina [1.1]
Explications en anglais The whole; total [1.7]
Explications en français Tous, tout entier, en totalité [1.3]
 Le tout, total [1.8]
Dérivés 
Mots composés 
Titres Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J)
Proverbes 

Mis à jour le 2023/05/08