|
|
|
|

Entrée (1/2)1 izarana
Radical  2zara
Partie du discours  3 verbe relatif
Explications en français  4 [1.3#868]
Exemples  5 Izay andia tsy tsara fiasa dia izarana vely karavasy rehefa miverina. [2.472]
6 Rehefa avy nosora-menaka ny zaza, dia izarana tantely ka tsy maintsy samy nilela-molotra daholo: faly nosora-menaka. [2.245#155]
Morphologie 
7 Présent :
8 Passé :
9 Futur :
10 Impératif :
Tous les mots composés  11tsy izaran' ny olona henamaso
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)13 izarana
Partie du discours  14 nom
Explications en français  15 cimetière des ministres sakalava [Tankarana] [1.19]

Anagrammes  16 azarina, 17 izarana, 18 zairana, 19 zaraina

Mis à jour le 2025/11/02