Entrée jadonana (jadona)
Partie du discours verbe passif
Définition malgache Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo
¶ Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [Rajemisa 1985]
Morphologie 
jadonana
jadonako
jadonanao
jadonany
jadonantsika
jadonanay
jadonanareo
jadonan'
jadonan-
jadonam-
jadona-
nojadonana
nojadonako
nojadonanao
nojadonany
nojadonantsika
nojadonanay
nojadonanareo
nojadonan'
nojadonan-
nojadonam-
nojadona-
hojadonana
hojadonako
hojadonanao
hojadonany
hojadonantsika
hojadonanay
hojadonanareo
hojadonan'
hojadonan-
hojadonam-
hojadona-
jadony

Mis à jour le 2010/05/14