Entrée jaingijaingy (jaingy)
Partie du discours nom
Définition malgache Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
¶ Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [Rajemisa 1985]
Synonymes jaingy

Mis à jour le 2009/04/23