Entrée jaingy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
¶ Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [Rajemisa 1985]
Dérivations  
Synonymes   jaingijaingy

Entrée jaingy
Partie du discours   nom
Définition française   [Tankarana] échasses, marcher sur les mains. [David 1952 (takila J)]

2017/03/10