Entrée jaroboka (roboka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fanasokana na fandentehana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; famarinana (zavatra) ao anaty rano tsy hipoitra; fivarinana na fianjerana ao anaty rano. [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Mis à jour le 2010/01/10