Entrée | jenjina | ||||||
Partie du discours | adjectif | ||||||
Définition malgache | Ohatra ny voakapoka mafy ka fanina, mila ho safotra, tsy mahita izay ambonin' ny tany: Nianjeran' ny taila ny lohany ka jenjina izy [Rajemisa 1985] | ||||||
Traduction anglaise | taken aback, unsure of oneself [Hallanger 1973] | ||||||
Traduction française | ébahi, hébété [Hallanger 1974] | ||||||
Dérivations |
| ||||||
Exemples |
| ||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |