Entrée jery atrika (jery, atrika)
Partie du discours expression
Définition malgache baiko-miaramila ilazana mba hijoro tsara; ny loha miandranandrana, ny ranjo mikambana, ny tongotra somary mivelatra kely ary ny tanana roa mitsotra manaraka ny vatana [Rajemisa 1985]
Définition française garde-à-vous [SLP 1986]
Vocabulaire 

2009/12/09