| Entrée | 1 jihitra |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Maty eo no ho eo: Taloha tsy navelan' ny fokonolona raha tsy jihitra izay nangalatra tao an-tsena
4 Mihinjitra noho ny hatsiaka: Jihitry ny hatsiaka aho ka nody [1.1] |
| Explications en anglais |
5 dead; numb from cold
[1.7] |
| Explications en français |
6 mort; engourdi par le froid
[1.8] |
| Analogues | 7 dangy, 8 fohatra, 9 jingy |
| Tous les mots composés | 10 jihitry ny hehy |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|