Entrée jila
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Maivana, mipelipelika jejojejo: Lakan-jila
¶ Fatra-pirona amin' ny fahalianan' ny nofo ka mampiseho izany amin' ny finetsika, fijery, famindra: Tovovavy jila [Rajemisa 1985]
Synonymes   jilajila
Mots composés, titres, noms  

Entrée jila
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara, Taisaka] njola [Rakotosaona 1972]

Mis à jour le 2011/01/25