Entrée | 1 jinjaina |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Radical | 3 jinja |
Morphologie |
|
Explications en malgache |
8 [1.1] Kapaina amin' ny antsim-bary: Hojinjainany varintsika rahampitso Azo otazana: Inona no soa hojinjain' ny kamolahy, hoy ianao |
Explications en anglais |
9 [1.7] to be reaped, to be cut down |
Explications en français |
10 [1.3#296, 1.8] qu'on coupe, qu'on moissonne 11 [1.3#296] qu'on récolte |
Exemples |
12 [2.508] Eny ary, hoy Razakatahiny, fa tokony hanaovana latsaka alina kapohina eny am-potony ny varin'ny Manisotra efa mena ho jinjaina. 13 [2.472] Dia jinjaina rahefa masaka, atonta rahefa maina, velezina amin' ny langilangy hampihintsana ny voa avy amin' ny taho ary hanesorana ny mololo, kororohina hanalana ny akofa. |
Autres orthographes | 14 jinjana |
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot jinjaina |
Anagrammes | 16 ajinjany, ijinjana, jinjaina, jinjanay, njainjay |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |