|
|
|
|

Entrée1  joko tsoriaka mahasambo-kary
Mots élémentaires  2 joko, 3 tsoriaka, 4 mahasambotra, 5 kary
Partie du discours  6  locution
Explications en malgache  7 enti-milaza olona jerena toa bonaika menamenatra, miondrikondrika, nefa hay rehefa mihetsika mahavita zava-dratsy [1.1]
Exemples  8  Tsy tiako iny olona iny fa joko tsoriaka mahasambo-kary [1.1]

Mis à jour le 2025/09/12