Entrée Jonjifohy
Partie du discours   nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache   Jones (na Johns) David [3.1]
Exemples   Ny tena anaran' i Mr. Johns aza dia Jones koa, nefa novany ho Johns mba hampiavaka azy roa lahy. Ny Malagasy anefa tsy nahita ny fahasamihafan' ny fanononana ny hoe Jones sy Johns, ka Mr. Jones dia nataony hoe Jonjilava, satria lahy lava ; ary Johns kosa nataony hoe Jonjifohy, satria fohy. [Rabary: Daty]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/07/10