Entrée | 1 jorovelondranahary |
Partie du discours | 2 nom |
Mots élémentaires | 3 joro, velona, Nanahary |
Explications en malgache |
4 [1.10#J161] omby mainty fa fotsy ny lohany ary tsy mididy ny sofiny. Izany no fitondra manonga doany toy ny ondrilahy mena, mainty-hariva fanao sorona amin' ny vava-Alakaosy aty Imerina |
Mis à jour le 2025/07/29 |
![]() |