Entrée Nanahary
Partie du discours nom
Définition malgache Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [Rajemisa 1985]
Définition anglaise same as zanahary, andriananahary [Richardson 1885]
 more or less synonym of zanahary; a god, God [Hallanger 1973]
Définition française synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Mots composés, titres, noms 
Citations 

2013/12/09