|
|
|
|

Entrée (1/2)1 kabary
Partie du discours  2 nom
Explications en malgache  3Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay.
4Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary?.
5Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay.
6Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary?.
7Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany. [1.1]
8lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana. [1.13]
Explications en anglais  9A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter. [1.2]
10a palaver, a public discourse. [1.7]
Explications en français  11Discours public. [1.3, 1.8]
12proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès. [1.3]
13palabre. [1.8]
14discours. [1.13]
Exemples  15 Vita eo ny kabary. [2.245#]
16 Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#]
17 Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#]
Morphologie 
18 Simple :
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Vocabulaire  32 Littérature: (en général)
Synonymes  33volana@mg.n
Tous les mots composés  3425 combinaisons de ce mot
Proverbes  35 Proverbes contenant ce mot
Citations  36 Textes citant ce mot

Entrée (2/2)37 kabary
Partie du discours  38 nom
Explications en malgache  39anton-dia, sahabo. [Sihanaka] [1.78]

Anagrammes  40 baraky, 41 barika, 42 kabary, 43 kabira

Mis à jour le 2025/11/02