|
|
|
|

Entrée1  mikabary
Radical  2 kabary
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Manao kabary: Nikabary tamin' ny mponina tao Ampefy ny filohan' ny Nosy
5 Milaza ampahibemaso: Omaly no nikabary ny fandoaoan-ketra ny tomponarivo
6 Miteny, mibedibedy: Mandehana mandeha ianao fa aza mikabary ny zanako eo [1.1]
Explications en anglais  7 To deliver a public order, to proclaim, to pronounce, to announce, to speak in a public assembly on some public business [1.2]
8 to make a speech; to lead a palaver or discussion [1.7]
Explications en français  9 Prononcer un discours public, proclamer des lois, des ordres dans une assemblée publique, intenter un procès, réprimander [1.3]
10 donner un discours; diriger ou prendre part à un palabre [1.8]
Exemples  11  Tsy misy mahazo midonana-poana, hoy izy isaky ny mamory olona mikabary. [2.472]
12  Raha mikabary ny andriana, raha mitantara ka misaotra, raha mivavaka, dia Rafandrana hiany no aloha. [2.48]
Morphologie 
13  Présent :
14  Passé :
15  Futur :
16  Impératif :
Proverbes  17  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  18 kirambay, 19 mibarika, mikabary, 20 riam-baky

Mis à jour le 2025/11/02