Entrée |
kafiry
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | Mitsitsy tafahoatra, mampijaly tena na mampitondra fahoriana ny hafa noho ny fahihirana, kahidy [Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | miserly, very avaricious [Hallanger 1973]
|
Traduction française | Ladre, parcimonieux à l'excès, misérable, cruel, féroce, se dit de tout mal, de tout malheur excessif [Abinal 1888]
|
| avare, ladre [Hallanger 1974]
|
Dérivations |
Exemples | Tsy mahasoa ny harena, amin'ny olona kafiry velona; [Baiboly: 28:014:003/Eklesiastika 14:3..]
|
|
Entrée |
kafiry
|
Partie du discours | adjectif
|
Définition malgache | [Sihanaka]
sompatra, mpamosavy [Rakotosaona 1975]
|
|