Entrée kakakaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fihomehy lava tapatapaka sy mafy heno lavitra. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   loud laughter [Hallanger 1973]
Traduction française   éclats de rire [Hallanger 1974]
Exemples  
1Dia kakakaka sy maso difotry ny hehy no mameno ny trano. [Rabemolaly: Fary, page 206]
2kakakaka sy tabataba no re avy ao amin' ny nisy azy tao. [Andraina: Mitaraina, page 77]
3Ny tary an trano kosa dia tsy nandre ilay kiaka tokana nivoaka ny tendan' ity zazavavy fa mbola variana nikapa dia nikapa resaka tamin-dRafotsy ka tsy nifandrenesana ny hehy sy ny kakakaka ary ny tokelakelak' ilay vaviantitra. [Rapatsalahy: Kintana, page 55]
Vocabulaire  
Dérivations  

Entrée kakakaka (kaka)
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Rajemisa 1985]
Traduction française   [duplicatif fréquentatif] [Abinal 1888]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/08/05