|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  kalalao
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
Explications en anglais  4 a cockroach [1.7]
Explications en français  5 cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Exemples  6  ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395#]
Vocabulaire  7  Zoologie: invertébrés
Synonymes  8 kadradraka, kalabe
Combinaisons  9  2 expressions, toponymes, etc... avec ce mot
Article  10 Randzavola: kalalao ao amin' ny Baiboly

Entrée (2/2) 11  Kalalao
Mots élémentaires  12 kalalao
Partie du discours  13  nom propre (toponyme) [Liste complète]
Vocabulaire  14  Géographie: agglomérations

Anagrammes  15 alkaola, kalalao, Kalalao

Mis à jour le 2026/03/07