Entrée kalanoro
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Betsileo] Karazam-bomanga izay mena ny hodiny ary mena na mavokely ny atiny (Ipomoea batates) [Rajemisa 1985]
Exemples   Hany heriko dia nianina tamin' ny fihainona ny tantara valamaty ataon' izay nilaza ho efa tao : betsaka kalanoro, hono, ao; [Andriamalala: Ranomasina, page 51]
Vocabulaire  
Nom scientifique   Ipomoea batates
Analogie   kalamavo ~ kalamena ~ kalamongo ~ kalavory

Entrée Kalanoro
Partie du discours   nom propre (personnage fictif) [liste]
Définition malgache   Zavamananaina toa olona kely, madinika sy fohy, voalaza araka ny honohono fa mivelona any anaty hazo [Rajemisa 1985]
Définition française   Nom d’une naine fabuleuse censée habile dans la médecine [Abinal 1888]
Exemples   Tsy ampy anefa ny filazana ataon' ireo efa nahita ny Kalanoro. [Randriamamonjy: Tantara, page 31]
Vocabulaire  

Mis à jour le 2017/08/07