|
|
|
|

Entrée1  kalesy
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fiara misy kodiarana taritin-tsoavaly
Kilalaon' ny ankizy, miendrika fiara kely misy kodiarana roa, izay ifandimbiasany taingenana sy atosika [1.1]
Explications en anglais  4  a horse-drawn carriage; a railroad carriage [1.7]
Explications en français  5  calèche; wagon de chemin de fer [1.8]
6  calèche, voiture, chariot [1.13]
Exemples  7  Kalesy dimy mikambana no indray mandeha. [2.366#]
8  rotsa-kazo fanosehan-kalesy no teny an-tanan' I Saonina. [2.470#]
9  Dia nateriny tamin'ny kalesy, dia ilay zanany edekany no nanatitra anay. [2.366#]
Tous les mots composés  10  5 combinaisons de ce mot
Vocabulaire  11  Transports
Article  12  Randzavola: kalesy ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  13 kalesy, 14 selika, 15 silake

Mis à jour le 2025/10/08