|
|
|
|

Entrée1  kankana
Partie du discours  2  nom
Dérivés 
3  Adjectifs :
Tous les mots composés 
Explications en malgache  12  [1.1] Biby kely lavalava mivelona any anaty tany (kankanjila sy kankandoroka) na ao anaty tsinain' ny olombelona (sakoitra)
Explications en anglais  13  [1.7] a worm
Explications en français  14  [1.8] ver
Exemples  15  [1.381#] Misy kankana io zaza io na ny tenanao.
16  [2.117#] Atao vakisiny sy omena odin-kankana izy.
Vocabulaire  17  Santé
18  Zoologie: invertébrés
Synonymes  19  hankana
Analogues  20  sakoitra, viky
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot kankana
Article  22  Randzavola: kankana ao amin' ny Baiboly

Mis à jour le 2025/08/10