|
|
|
|

Entrée1  sakoitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3 Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
4 karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Explications en anglais  5 the tenia worm [1.7]
Explications en français  6 ténia [1.54, 1.8]
7 ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
Exemples  8  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Dérivés 
Adjectifs :
Vocabulaire  10  Zoologie: invertébrés 11  Santé
Synonymes  12 vikyvahy
Analogues  13  kankana, 14  viky

Anagrammes  15 akositra, 16 arotsika, 17 asokitra, 18 atsikora, sakoitra, 19 sakorita, 20 satrikoa, 21 tsakoria, 22 tsoriaka

Mis à jour le 2025/12/23