Entrée kaodikaody (kaody)
Partie du discours adjectif
Définition malgache Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaodikaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Mitovy hevitra: haodihaody ~ haolohaolo ~ madimadina ~ mahimahina ~ manahinahy ~ maodimaody ~ marimarika ~ matahotahotra ~ somaingisaingy ~ vodivodiana [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise shy, timid, wild [Hallanger 1973]
Traduction française méfiant, sauvage, craintif [Hallanger 1974]
Dérivations 
Synonymes kaody
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31