Entrée marimarika (marika (arika))
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy
Mitovy hevitra: maodimaody [1.1]
Explications en anglais Suspicious, mistrustful [1.2]
Exemples Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina. [2.296]

Mis à jour le 2023/02/23