Entrée kaohina (kaoka)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Kikisana: Kaohy izay ampango sisa ao fa tsy hahandry vary hohandroina indray aho [1.1]
Morphologie 
Présent : kaohina, kaohiko, kaohinao, kaohiny, kaohintsika, kaohinay, kaohinareo, kaohin', kaohin-, kaohim-, kaohi-
Passé : nokaohina, nokaohiko, nokaohinao, nokaohiny, nokaohintsika, nokaohinay, nokaohinareo, nokaohin', nokaohin-, nokaohim-, nokaohi-
Futur : hokaohina, hokaohiko, hokaohinao, hokaohiny, hokaohintsika, hokaohinay, hokaohinareo, hokaohin', hokaohin-, hokaohim-, hokaohi-
Impératif : kaohy

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/20