Entrée kaoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Sombin-kanina miraikitra amin' ny vody vilany
¶ Izay sisa rehetra tafajanona ao anaty fitoeran-javatra: Kaokam-paosy iny ariary folo iny [Rajemisa 1985]
Dérivations  

Entrée kaoka
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   Lempona aty, lesoka aty
¶ Keoka [Rajemisa 1985]
   [keoka] miendrika lovia [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   hollow, concave [Hallanger 1973]
Traduction française   creux, concave [Hallanger 1974]
Traduction française   [keoka] concave [SLP: Voambolana]
Analogie   lempona

Entrée kaoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hazo madinidinika izay azo tenomina ho lamba ny kirany [Tanala] [Rajemisa 1985]

Entrée kaoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   fikikisana miandalana ny nofon'ny tany ataon'ny rivotra, ny rano, ny hafanana, ny hatsiaka [SLP: Voambolana]
Traduction française   érosion [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  

Entrée kaoka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika zavatra boribory kely amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny amonia na pnemonia [Rajemisa 1985]
Vocabulaire  
Origine   Français: coque.

Mis à jour le 2013/01/11