Entrée kaonty
Partie du discours   nom
Définition malgache   Toetra na isan' ny vola miditra sy mivoaka: Izao no kaontin' ny volanao
¶ Fanisana na fanambarana vola: Manao kaonty ao an' efitra ao i rainao ~ Tsy miady izany kaonty izany [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   an account [Hallanger 1973]
Traduction française   compte [Hallanger 1974]
Dérivations  
Origine   Français: compte.
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2013/01/11