|
|
|
|

Entrée1  kaozatra
Partie du discours  2  adjectif
Radical  3  ozatra
Explications en malgache  4  [1.1] Mahia dia mahia, afa-nofo.
Explications en anglais  5  [1.7] very thin, emaciated
Explications en français  6  [1.8] très maigre, décharné
Exemples  7  [2.472#] Ny hany tsy lany dia ireo feno hatina, na mahia kaozatra, na manan-takaitra hita mibaribary.
Dérivés 
Verbes actifs :
Adjectifs :

Anagrammes  10 kaozatra, 11 tarazoka, 12 tarozaka

Mis à jour le 2025/09/12