| Entrée | 1 kaporaly-sefo |
| Partie du discours | 2 locution |
| Mots élémentaires | 3 kaporaly, sefo |
| Explications en malgache |
4 [1.1] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny serizà izay amboniny sy ny kaporaly tsotra ambaniny; mitovy laharana amin' ny quartier-maître kilasy voalohany amin' ny tafika andranomasina |
| Vocabulaire |
5 Militaire |
| Mis à jour le 2025/07/29 |
|