|
|
|
|

Entrée1  karakaraina
Radical  2 karakara
Partie du discours  3  verbe passif
Explications en malgache  4 Tandremana, soavina fatratra sy manokana: Karakarao ny zandrinao ambara-pahatongako
5 Raharahaina, ahina: Tsy karakarainy ny tokatranony fa lasa mivoaka foana izy
6 Amboarina, omanina: Efa karakarainy ny sakafontsika
7 Fehezina: Karakarainy tsara ny vahoaka ka sambatra [1.1]
Explications en anglais  8 to be cared for [1.7]
Explications en français  9 dont on a soin [1.8]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :

Anagrammes  14 ikarakarana, 15 irakarakana, 16 karakaraina, 17 rakarakaina

Mis à jour le 2025/11/17