| Entrée (1/4) | 1 karakara |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3Fitandremana fanasoavana manokana atao amin' ny olona na biby na zavatra na raharaha: Ataovy tsara karakara ny fambolentsika, Rakoto.
[1.1] |
| Explications en anglais |
4taking care of things.
[1.7] |
| Explications en français |
5action d'avoir soin, de s'occuper de.
[1.8] |
| Exemples |
6 Tsy ampy sakafo ary ratsy karakara rehefa marary ireny mpiasa ireny;
[2.113#]
7 Ararak' ity milina iray hafa ity ao anaty tavoahangy izay vita karakara sady tsentsenany kapsily ny vavan-tavoahangy no petahany taratasy misy sary sy soratra ny vatan-tavoahangy. [2.445#] |
| Dérivés |
|
| Entrée (2/4) | 20 karakara |
| Partie du discours | 21 nom |
| Explications en anglais |
22an open network, as in a fence.
[1.7] |
| Explications en français |
23grillage, treillis.
[1.8] |
| Entrée (3/4) | 24 karakara |
| Partie du discours | 25 nom |
| Explications en malgache |
26tehina lava.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Entrée (4/4) | 27 karakara |
| Partie du discours | 28 nom |
| Explications en français |
29(« à grandes feuilles »). Probablement la même espèce que karakarana , mais je n'ai pu encore le vérifier. La décoction des feuilles est employée comme odi-angatra, c'est-à-dire contre plusieurs maladies vénériennes. On doit prendre en même temps, aux repas, du bouillon de poulet non salé et éviter les mets épiéces..
[Tanala]
[1.196] |
| Vocabulaire | 30 Botanique |
| Synonymes | 31karakaraberavina |
| Anagrammes | 32 karakara, 33 rakaràka, rakaraka |
| Mis à jour le 2025/11/06 |
|