Entrée kana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Momba an' i India, an' i India na avy any India: Hafahafa ny fomba karma raha misakafo [Rajemisa 1985]

Entrée Kana
Partie du discours nom propre (anthroponyme) [liste]
Définition malgache Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Indes (Azia atsimo): Anisan' ny mahantra eran-tany ny Karana na Hindou noho ny habetsahany, nefa misy manana tapitr' ohatra koa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise an East Indian or Pakistanese [Hallanger 1973]
Définition française Indien ou Pakistanais [Hallanger 1974]
Définition française Indien, Hindou [SLP: Voambolana]
Vocabulaire 

Entrée kana
Partie du discours adjectif
Définition malgache Kinga, fetsy ratsy, fatsaka. [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms 

Entrée karana
Partie du discours nom
Définition malgache (fihasimban' ny hoe harana).
¶ Ny fitambaran' ny taolana amin' ny faritry ny tenan' ny olombelona sy ny biby misy hazondamosina: Ny karan' ny olombelona dia misy taolana valo amby roanjato [Rajemisa 1985]
Vocabulaire 
Synonymes rikarikan-taolana

Entrée karana
Partie du discours nom
Définition malgache ¶ karana jeôdezika: fitambaran'ny teboka voafaritra ara-pangitra iankinan'ny fanaovana sarintany [SLP: Voambolana]
Définition française armature, canevas
¶ karana jeôdezika: canevas géodésique
¶ karana voatery: armature de compression. [Vocabulaire: Economie: bâtiments, travaux publics] [SLP: Voambolana]
Analogie  karandoha ~ karan-draha

Entrée karaña
Partie du discours nom
Définition française  [Tankarana] brisants. (rìva). [David 1952 (takila P)]
Vocabulaire 

Entrée Karàna
Partie du discours nom propre (biblique) [liste]
Définition anglaise Cheran [Baiboly]
Définition française Kerân [Baiboly]
Vocabulaire 
Synonymes Kerana
Citations 

2017/03/10