Entrée karetsaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Fandehanana haingana, dia miverina tsy ela; fifamoivoizana amim-pahakingana ary mailaka. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a rapide passage to and fro [Hallanger 1973]
Traduction française   passage rapide [Hallanger 1974]
Dérivations  

Entrée karetsaka
Partie du discours   nom
Définition malgache   Hidim-baravarana misy vatany roa: ny iray lahimpanalahidy mih ombo amin' ny lelavaravarana, ny iray kosa fidirany mihombo amin' ny batana, ka rehefa mitsofoka ao amin' ilay fidirany ny lahimpanalahidy dia mihidy ny trano [Rajemisa 1985]
   karazana hidim-baravarana [SLP: Voambolana]
Traduction anglaise   a bolt for a door [Hallanger 1973]
Traduction française   verrou, targette [Hallanger 1974]
Traduction française   crémone, espagnolette, targette [SLP: Voambolana]

Mis à jour le 2013/01/19