Entrée mikaretsaka (karetsaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandalo haingana, tsy hitahita akory: Misy voalavo mikaretsaka eran' ny trano izao antoandro be izao
¶ Mitsoriaka, mandeha vetivety: Lasa nikaretsaka any an-tsena izy
¶ Mihazakazaka haingana dia haingana: Mikaretsaka io soavaly io
¶ Maka, mangalatra amim-pahakingana: Nisy nikaretsaka ny bokiko teto [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to pass or move rapidly [Hallanger 1973]
Définition française passer rapidement, s'élancer [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Morphologie 
mikaretsaka
nikaretsaka
hikaretsaka
mikaretsaha

Mis à jour le 2012/08/13